Teny iditra antrendry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry fianakavian' ny palmie maniry amin' ny tany mafana ary misy voany fihinana tsara [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava, Tankarana] (de souahéli : tende). Phoenix reclinata Jacq. (Arecaceae). Fruit rappellant la datte. Très apprécié, bien que moins charnu que celui du vrai datte, on tire aussi la sève du bougeon terminal pour faire du vin de palme. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Phoenix reclinata

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31