Teny iditra antsamotady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tady voarandrana atao fandefasana vato amelezana: tokony ho roa metatra eo ho eo ny halavany ka eo afovoany, amin' ny fisasahany, izay atao hoe foitr' antsamotady no ametrahana ny vato; ny ilan' ny antsamotady dia atao miforitra a. min' ny ankikely, fa ny tendrony iray kosa izay atao hoe tsapok' antsamotady dia mivaha tsy misy mitana azy mba hahafahan' ilay vato miantoraka amin' izay kendrena hasiana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a sling for throwing stones [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay fronde [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Ny manao diamanga na antsamotady dia rarao; [Ranavalona II: 1878]
2Ny tambanivohitra no mpifamely vaton' antsamotady. [Rainitovo: Antananarivo]
3Dia nasian' ny anankiray tamin' ny antsamotady, ka voa teo amin' ny orony. [Razafiarivony: Harivolana]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18