Teny iditra antsinanana (atsinanana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy fiovan' ny atsinanana fa amin' ny matoanteny miforona avy aminy dia tonga miantsinanana fa tsy miatsinanana [Rajemisa 1985 takila A308]
Fanazavàna teny frantsay voyez atsinanana [Abinal 1888 takila 37]
Sampanteny 
Mpanahaka  anavaratra ~ anatsimo ~ ankandrefana
Ohatra 
1Isan' ny nanana anjara izy tamin'ny nakana an' i Sahavondronina sy Arivonimamo tamin' Andriamarobasy mpanjakan' Imamo antsinanana. [Rasamuel: Zanakantitra]
2Fa indreny koa efa miakatra sesehena ny fokonolona avy ao antsinanana, dia ny tarik'i Ratovonirina ary ny avy any andrefana dia ny tarik'i Dolfa kely, ilay mpianatra efa azo babo indray maka iry. [Rapatsalahy: Kintana]

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/10