Teny iditra | an-tsiraka (any, tsiraka) | |||
Sokajin-teny | fomba fiteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | amoron-dranomasina: Monina any an-tsiraka efa ho telo taona mahery izy izao [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [ antsiraka ] in the coastal regions [Hallanger 1973] | |||
Fanazavàna teny frantsay | [ antsiraka ] dans les régions côtières [Hallanger 1974] | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny an-tsiraka io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |