Entrée 1/2 antsiva
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Anjombona atao amin'ny akorandriaka [1.78]
  [Tanala] Anjombona na anjomara fanairana na filazana [1.78]
  [Bara, Tanosy] Anjombona [1.78]
 Anjombona vita amin' ny akorandriakan-dranomasina, fampiasan' ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona. Manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno koa ny antsiva amin' ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza... [1.1]
Explications en anglais A shell which is blown in following the petty sovereigns in the provinces, or to assemble the people. Same as angaroha, and anjombona. [1.2]
 A bugle made from a conch shell [1.7]
Explications en français Cor d'appel fait d'une conque marine [1.8]
Exemples Rahefa izany, dia noraisiny ilay antsiva teny aminy ka notsofiny inefatra toy ny taloha; [2.357]
Vocabulaire 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Analogues  anjomara ~ anjombona ~ bingona

Entrée 2/2 antsiva
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taimoro] Anjomaso [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/03/19