Teny iditra antsointsoina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javamaniry fanao ody ratra (Emilia citrina) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy an herb used in cases of scabies and condyloma. Emilia citrina, DC. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de sointsoina : action de se retirer, tout confus, comme le fait celui qui ignorait les usages très connu de cette plante). Emilia citrina DC. (Asteraceae) ; Propriétés citées à antsointsoimbavy. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Emilia citrina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31