Teny iditra antsona
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ilazana ny fahatongavan' ny sambo na lakana eo amin' ny morona misy ny fitodiana; fijanonana amin' ny morona.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] grounded, come to a stop; arrived at a port or harbour, as of a ship.
  [Hallanger 1973] grounded, come to a stop;
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] arrêté près de la côte ;
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra antsona
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] (Prov.)
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila A)] [Tankarana] flair. § embòlo.
Sampanteny 

Teny iditra antsona
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] Gaga

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31