|
|
|
|

Entrée1  antsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  kalaza, antsy misy zarany lava, fitondra mianala [Betsimisaraka] [1.78]
4  antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [Tanala] [1.78]
5  Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena [1.1]
Explications en anglais  6  a knife [1.2, 1.7]
Explications en français  7  canif [1.3]
8  couteau dont la lame se replie [1.3]
9  couteau [1.8, 1.13]
Exemples  10  Dia ny antsy izany no mahery! [2.69]
11  Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442]
Vocabulaire  12  Outils
Synonymes  13  antsibe
Mots composés 
Phytonymes 
Article  40  Randzavola: antsy ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  41  antsi, antsy, natsi, sinta, tsain, tsyan

Mis à jour le 2023/05/24