Teny iditra aokalahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry fanao ody aretin' ny fantson' ny filahiana ny hodiny (Neotina isoneura) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Tanala] ( aoka : marque le souhait, le désir ; et lahy : mâle, les hommes sont heureux de le rencontrer). Neotina isoneura (Radlk.) Capuron (Sapindaceae). Les écorces sont réputées très actives dans le traitement des blennorragies. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Neotina isoneura

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31