Teny iditra | aositritsy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Karazam-borona avo no sady lava tenda, 2m60 ny haavony, goaibe (100kg), izay mivelona an' andiany any an-tany efitra; fohy dia fohy ny elany fa ny tongony kosa mahery mandeha fa mety hahavita 40 km isan' ora | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Ny fihaviany | Frantsay: autruche. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |