Teny iditra |
aotrika
(otrika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | (vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny volako ¶ (voankazo) Atao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Aotreho ao andavaka ireto akondro ireto ¶ Asaina mamitsaka; ampierena: Naotrika tao an-dohasaha ny miaramila valopolo lahy [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be ripened artificially [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | qu'on mûrit artificiellement [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
aotrika
aotriko
aotrikao
aotriny
aotritsika
aotrikay
aotrikareo
aotrik'
aotri-
| |
naotrika
naotriko
naotrikao
naotriny
naotritsika
naotrikay
naotrikareo
naotrik'
naotri-
| |
haotrika
haotriko
haotrikao
haotriny
haotritsika
haotrikay
haotrikareo
haotrik'
haotri-
| |
aotreho | |
|
Teny nalaina |
|