Teny iditra apoaka (poaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mirefotra: Apoaka ny basy
¶ Aseho, vakina ampahibemaso: Hapoaka rahampitso ny lalàna momba ny tsy fahazoan' ny vola mivoaka any ivelany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to be exploded; to be fired (of a gun) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay qu'on fait exploser, qu'on décharge comme une arme à feu [1.8]
Haiendriteny 
apoaka
apoako
apoakao
apoany
apoatsika
apoakay
apoakareo
apoak'
apoa-
napoaka
napoako
napoakao
napoany
napoatsika
napoakay
napoakareo
napoak'
napoa-
hapoaka
hapoako
hapoakao
hapoany
hapoatsika
hapoakay
hapoakareo
hapoak'
hapoa-
apoahy
Ohabolana 

Fivaditsoratra oapaka, akapao, apakao, apaoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20