Teny iditra | arabaraba (rabaraba) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asaina manao tsy am-piheverana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] used of anything which is spilled or scattered on the ground [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à faire agir inconsidérément, sans ordre [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14 |
![]() |