Teny iditra arahaba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fomba anehoana ny fanajana olona raha vao mifankahita aminy voalohany: Raha vao vita ny arahaba dia nitarika ny resaka ingahy Rabetrena
¶ Teny enti-milaza fiderana olona iray noho ny soa azony na zava-dehibe vitany: Nitoman-davana nanaraka ny arabe ny olona nanolotra ny arahaba an' ilay vao nahazo ny fahaleovan-tena ho an' ny Nosy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] salutation. [Ar. rahaba, to be made wide and spacious; Heb. rachab; Swa. marahaba, thanks, welcome.]
  [Hallanger 1973] a greeting; congratulations
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] salut, félicitations
  [Abinal 1888] salutation
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31