Entrée | 1 arahina |
Radical | 2 araka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany ambavahady izy 5 Atao, tanterahina: Araho izay torohevitra homeny anao 6 Alaina tahaka: Mahagaga ity zaza itỳ fa arahiny izay rehetra ataon-drainy 7 Tandremana: Tsy narahinao ny lalàna ka hosazina ianao 8 Takina: Ny lova tamin' i Dadanay ihany no arahinay fa tsy inona akory [1.1] |
Explications en anglais |
9 to be followed, to be pursued, to be prosecuted; to be sued for, as debts. [1.2] 10 to be followed; to be prosecuted [1.7] |
Explications en français |
11 qu'on suit, qu'on poursuit [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Titres | 20 Hazakazaka arahin-tosika (Rapatsalahy Paul) |
Anagrammes | 21 arahina, hairaña, hariana, Iharaña, iharana |
Mis à jour le 2023/08/11 |