Entrée | arakaraka ny zaza maty ny lambamena | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Atao mifanentana amin' ny halehibe na hasarobidin' ny zavatra ny vola lanina amin' ny fikarakarana azy [1.1] | |
Mots élémentaires | arakaraka ; zaza ; maty ; lambamena | |
Mis à jour le 2023/08/12 |
![]() |