Teny iditra aratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Anaran-kafa iantsoana ny elektrisite
  [SLP 1986] endrika iray isehoan'ny angovo
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] [ haratra ] electrical energy (a variant of varatra)
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] [ haratra ] énergie électrique (une variante de varatra)
  [SLP 1986] électricité
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [FOFAFIPE: Haivola] Azo tsotsorina toy izao ny famokaran' ireo milina ireo herin' aratra.

Teny iditra aratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] hazo mitsivalana amin'ny trano

Teny iditra aratra
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] simba

Teny iditra aratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila A)] [Tankarana] il est à souhaiter que.
Mpitovy hevitra andratra

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/12