Teny iditra | aretina tsy mampandry fangady (aretina, andry, hady) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | enti-milaza aretina mahafaty olona betsaka poporohana (toa tsy mandry mihitsy ny fangady fa ihadiana fasana tsy an-kijanona) [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | maladie qui cause une grande mortalité [...] [tohiny Rajemisa: Vakoka] | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/28 |
![]() |