Teny iditra arifomba > ary fomba (ary, omba)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy tomombana amin' ny maha-izy azy, izany hoe ao aminy daholo izay ilaina mba hahalavorary azy [Rajemisa 1985]
 [ arifomba ] misy kojakoja rehetra'ilaina [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay [ arifomba ] tout confort [SLP 1986]
 complet, qui a tout ce qu'il faut [Rajaonarimanana 1995]