Teny iditra arivo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] zato impolo
¶ be dia be tsy hita isa: Maso arivo no indray nifantoka teny amiko ka saika safotra aho
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a thousand. [Mal. ribo; Jav. riwou; Swa. alafu.]
  [Hallanger 1973] a thousand
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] mille
  [Boiteau 1997] mille est souvent pris comme abbréviation de Tananarive, Antananarivo, la capitale malgache
Marika iraisam-pirenena  [3.1] 1000
1 000
1.000
1,000

M
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
arivo
arivony
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra 
1 [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 24] Iray mitakalo arivo izany?
2 [Rahajarizafy: Kabary, takila 114] Ohatra sasany anatin'ny arivo no tsahivina.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny arivo ity (11)
Ankiliarivo
Antananarivo
Faliarivo
  Fenoarivo
Kiliarivo
Mahazoarivo
  Miarinarivo
Tomboarivo
Tsinjoarivo
  Vatoarivo
Vohitrarivo

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/26