Teny iditra arivomiaina (arivo, aina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy tsy hita isa, tsy tambo isaina [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra an' arivo ~ arivoarivo
Mpanahaka  alinalina ~ manetrinketrina ~ tsy hita zambazamba ~ tsy omby alinalina ~ zavon-tany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31