Teny iditra aro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanala] fiarovana
  [Rajemisa 1985] Izay rehetra entina mitandrina tsy ho voa, tsy ho simba: Aron' akanjo ~ Tandroka aron' ny vozona ~ Aro riaka
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a defence, a protection, a rampart, that which gives protection.
  [Hallanger 1973] protection
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] protection
  [SLP 1986] protection
¶ bride d'arrêt. [Voambolana: Toe-karena: zaitra]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra aro
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] roa
Voambolana 
Mpitovy hevitra aroa ~ roay

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31