Teny iditra |
aroa
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
ary [1.78]
|
| Milaza toerana somary lavidavitra izay tsy hita fa takona: Hadio aroa andrefandrefana aroa fa hahita vola ao ianao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | yonder, at that place, but not seen. [1.2]
|
| there very far away (not in sight) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
là-bas [1.82]
|
| là-bas, bien loin, pas visible [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny |
aroa |
Ny lasa |
taroa |
Ny hoavy |
ho aroa |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|
Teny iditra |
aroa
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
roa [1.78]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | ~ |
|