|
|
|
|

Entrée aroso (roso)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza zavatra omena olona ka entina eo anoloany: Arosoy amin' izao ny vary
Asaina miditra, ampidirina: Arosoy ilay olona ao fa efa niandry ela loatra
Entina: Naroso tamin' ny fitsarana ny adinay
Afindra ho alohaloha kokoa: Naroso ny daty hanaovana fanadinana [1.1]
Explications en anglais To be pushed, to be put forward [1.7]
Explications en français Qu'on pousse; qu'on présente; [1.8]
Morphologie 
Présent : aroso, arosoko, arosonao, arosony, arosontsika, arosonay, arosonareo, aroson', aroson-, arosom-
Passé : naroso, narosoko, narosonao, narosony, narosontsika, narosonay, narosonareo, naroson', naroson-, narosom-
Futur : haroso, harosoko, harosonao, harosony, harosontsika, harosonay, harosonareo, haroson', haroson-, harosom-
Impératif : arosoy

Mis à jour le 2023/01/20