Teny iditra |
asaha
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka, Sihanaka, Tambahoaka]
ompa [Rakotosaona 1975]
|
| Ompa, fanompana, ozona, fanirian-dratsy hihatra amin' ny sasany
[Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | swearing, cursing, abusive language.
See aniana,
ngoso,
ozona,
sahato.
[Richardson 1885 takila 68]
|
Fanazavàna teny frantsay | imprécations, malédictions [Abinal 1888 takila 64]
|
Sampanteny |
Ohatra | Ny asaha am-balahana, dia mikasika filahiana avokoa [Ndema: Antakay, takila 152]
|
|