Teny iditra asaika (saika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fitaovana izay asoka ao anaty rano: Aza tovozina ny rano fa ny siny mihitsy asaika ao anaty rano; tsy ampy toy inona dia ho feno ny sininao [1.1]
Haiendriteny 
asaika
asaiko
asaikao
asainy
asaitsika
asaikay
asaikareo
asaik'
asai-
nasaika
nasaiko
nasaikao
nasainy
nasaitsika
nasaikay
nasaikareo
nasaik'
nasai-
hasaika
hasaiko
hasaikao
hasainy
hasaitsika
hasaikay
hasaikareo
hasaik'
hasai-
asaiho

Fivaditsoratra asiaka, sakaia, akasia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20