Teny iditra | asaoka (saoka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao saoka, atao fanampy (tapa-damba anampy amin' ny didy akanjo): Soga voantondro telo no nasaoka ilay lohaka fa tery loatra [1.1] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny asaoka io | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | asoaka, akasao, asakao |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |