Teny iditra asara (sara)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vola na zavatra omena ho saran-javatra, ho hofany: Kely loatra ity vola asaranao ny lakana ity [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
asara
asarako
asaranao
asarany
asarantsika
asaranay
asaranareo
asaran'
asaran-
asaram-
nasara
nasarako
nasaranao
nasarany
nasarantsika
nasaranay
nasaranareo
nasaran'
nasaran-
nasaram-
hasara
hasarako
hasaranao
hasarany
hasarantsika
hasaranay
hasaranareo
hasaran'
hasaran-
hasaram-
asarao

Teny iditra asara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] fotoam-pahavokaran'ny vary (Novambra - Janoary) [Rakotosaona 1975]
  [Bara, Tanala] fahavaratra [Rakotosaona 1975]
  [Sakalava] Tonon-taona fahavaratra [Rajemisa 1985]
 fizaran-taona mafana sy be orana [SLP 1986]
Fanazavàna teny anglisy the rainy season. [Ar. As-sahr, the month.] [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] mois de décembre, récolte du riz, saison de la récolte (novembre à janvier) [Deschamps 1936]
 saison des pluies [SLP 1986]
Voambolana 
Mpitovy hevitra asaramanitry
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31