|
|
|
|

Entrée aseho (seho)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atranga, aharihary, velarina mba ho hita
Borahina, ambara, mba ho hita: Nasehony ahy ny tao am-pony [1.1]
Exemples 
1Samy aseho amin' ny teny izy ireo. [1.519]
2Ny momba Razana ihany no aseho eto. [2.245]
Morphologie 
Présent : aseho, asehoko, asehonao, asehony, asehontsika, asehonay, asehonareo, asehon', asehon-, asehom-
Passé : naseho, nasehoko, nasehonao, nasehony, nasehontsika, nasehonay, nasehonareo, nasehon', nasehon-, nasehom-
Futur : haseho, hasehoko, hasehonao, hasehony, hasehontsika, hasehonay, hasehonareo, hasehon', hasehon-, hasehom-
Impératif : asehoy

Mis à jour le 2023/01/06