Teny iditra | asesi > asesika (sesika) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny zavatra atao sesika: Inona no asesika ny kidoronao: horom-potsy sa volom-borona? ¶ Roahina: Aseseho handeha any io kivindro io [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to be stuffed into something [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on fourre, qu’on presse dans ¶ (coup de poing ou de bâton) qu'on lance horizontalement contre quelqu’un ¶ figuré: qu’on pousse fortement, qu’on chasse [Abinal 1888 takila 600] | ||||||||||||||||
dont on farcit une chose [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny asesika io | ||||||||||||||||
![]() |