Teny iditra asisao (sisa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana asisa [fitanisana]
Ohatra Asisao ho an-jandrinao ny varinao, anaka, fa tsy misy vary intsony ao am-bilany [1.1]

Fivaditsoratra asosay, isasao, asasio, asasoy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31