Teny iditra |
asoritra
(soritra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Entina manoritra, manamarika amin' ny soritra na tsipika |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
ce avec quoi on marque, on sépare |
Haiendriteny |
asoritra
asoritro
asoritrao
asoriny
asoritsika
asoritray
asoritrareo
asoritr'
asori-
asoritry
| |
nasoritra
nasoritro
nasoritrao
nasoriny
nasoritsika
nasoritray
nasoritrareo
nasoritr'
nasori-
nasoritry
| |
hasoritra
hasoritro
hasoritrao
hasoriny
hasoritsika
hasoritray
hasoritrareo
hasoritr'
hasori-
hasoritry
| |
asorito | |
|
|