Teny iditra ataitra (taitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Entina manaitra, mampitahotra
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] avec quoi on épouvante, on surprend
Haiendriteny 
ataitra
ataitrako
ataitranao
ataitrany
ataitrantsika
ataitranay
ataitranareo
ataitran'
nataitra
nataitrako
nataitranao
nataitrany
nataitrantsika
nataitranay
nataitranareo
nataitran'
hataitra
hataitrako
hataitranao
hataitrany
hataitrantsika
hataitranay
hataitranareo
hataitran'
atairo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31