Teny iditra | atamby (tamby) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Omena atao karama: Ariary folo no natambiko azy hitondra itỳ entan-kely itỳ tany an-tsena [1.1] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | mibata, mitaba, taimba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |