Teny iditra ataotao (tao)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] qu'on fait par manière d'acquit
Haiendriteny 
ataotao
ataotaoko
ataotaonao
ataotaony
ataotaontsika
ataotaonay
ataotaonareo
ataotaon'
ataotaon-
ataotaom-
nataotao
nataotaoko
nataotaonao
nataotaony
nataotaontsika
nataotaonay
nataotaonareo
nataotaon'
nataotaon-
nataotaom-
hataotao
hataotaoko
hataotaonao
hataotaony
hataotaontsika
hataotaonay
hataotaonareo
hataotaon'
hataotaon-
hataotaom-
ataotaovy
Ohatra 
1 [FOFAFIPE: Rosovola, takila 113] Tsy ataotao foana ny fambolen-kazo
2 [Ratany: Tononkira] Tsy mba nataotao foana ireny, fa nasiany torohevitra
3 [Callet: Tantara, takila 113] fa raha tsy anombohan-tsikidy, dia ataotao foana symosalahy
4 [Baiboly: 30.6.14] Ataotaony foana ny fitsaboana ny ferin' ny zanakavavin' ny vahoakako
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31