Entrée | 1 aterina (atitra) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Entina: Naterina tany amin' ny hopitaly ilay marary 4 averina amin' ny nakana azy: Atero ny sininay nindraminareo [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be offered; to be conveyed [1.7] |
Explications en français |
6 Qu’on offre [1.3, 1.8] 7 qu’on conduit, qu’on porte [1.3] 8 qu'on apporte [1.8] |
Exemples |
9 Dia aterina lavidavitra, am-panajana, ny mpamangy. [2.245] 10 avy any Madera amy ny Ambodirano ny solifara aterina mankeo. [2.48] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 15 aretina, aterina, ietrana |
Mis à jour le 2023/01/20 |