Teny iditra | atifitra (tifitra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mitifitra: Basin-dRakoto no natifiny an' ilay lambo [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | ce qui sert à tirer un coup de fusil [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny atifitra io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |