Teny iditra ato
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] etsy
  [Rajemisa 1985] Milaza toerana misy ny tena: Mafana ato an-trano noho ny any ivelany
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] here close at hand (not in sight); see mankàto
Fanazavàna teny frantsay  [Deschamps 1936] [Taisaka] là (près)
  [Hallanger 1974] ici tout près, pas visible
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
ato
tato
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ
Ohatra 
1 [Andraina: Mitaraina, takila 209] Tsy ato izy, hoy i Dada.
2 [Rajaonarivelo: Bina, takila 30] Nofongorako hiala ato am-poko!

Teny iditra ato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza fiatoana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] action de s'arrêter
  [Abinal 1888] action de s'interrompre
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/20