Teny iditra |
ato
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
etsy [1.78]
|
| Milaza toerana misy ny tena: Mafana ato an-trano noho ny any ivelany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | here close at hand (not in sight); see mankàto [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
là (près) [1.82]
|
| ici tout près, pas visible [1.8]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
Mpanahaka |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
Ohatra |
1 | Tsy ato izy, hoy i Dada.
[2.472]
|
2 | Nofongorako hiala ato am-poko!
[2.499]
|
|
|
Teny iditra |
ato
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fiatoana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | action de s'arrêter [1.3, 1.5]
|
| action de s'interrompre [1.3]
|
Sampanteny |
|