Teny iditra atodintazo (atody, tazo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fivontosan' ny ary, izay hita mibontsina eo amin' ny faritra an-kavia amin' ny kibo
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] An enlarged spleen, arising from frequent attacks of fever.
 [ atodin-tazo ] [Hallanger 1973] an enlarged spleen, thought to be caused by malaria
Fanazavàna teny frantsay [ atodin-tazo ] [Hallanger 1974] hypertrophie de la rate, considérée comme suite de la fièvre
 [ atodin-tazo ] [Rajaonarimanana 1995] hypertrophie de la rate (fièvre)
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31