Teny iditra atodiorokoroka (atody, oroka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Teny ilazana ny zaza vao menavava, izay atao koa hoe voatavo tsy mifandraka
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] Infancy, state of pupilage, minority, incapacity on account of youth to conduct one's own affairs.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31