Teny iditra | atody | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Zavatra misy tsirin' aina alatsaky ny vavy amin' ny biby, indrindra ny vorona, izay foy rehefa avy kotrehin-dreniny mandritra ny fotoana maharitra ka tonga bibikely na voronkely. Misy zavatra telo ao amin' ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany ary ny akorany izay mandrakotra an' iretsy voalohany | ||||||||||||||||
[SLP 1986] vokatra ateraky ny fihaonan'ny tsiry lahy sy tsiry vavy | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] an egg. [Mal. telur; Dyak tulu; Nias adulu; Jav. andoy; other dialects, toil, tolo, telli, terani, atulu, etc.] | ||||||||||||||||
[Hallanger 1973] an egg | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974, SLP 1986] oeuf | ||||||||||||||||
[SLP 1986] embryon, zygote | |||||||||||||||||
Voambolana | Haiaina | ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny atody io | ||||||||||||||||
Teny iditra | atody (tody) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Atao tonga an-tseranana: Atodio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] qu'on fait rentrer au port | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/23 |
![]() |