Teny iditra | atoka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fanondrehana ny loha ho marika fa ekena izay lazain' ny miresaka amin' ny tena na marika enti-miantso [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | a nod of the head in agreement; [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | signe de tête en acquiescement ; [1.8] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |