Teny iditra atokatoka (atoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fanondrehana ny loha ho marika fa ekena izay lazain' ny miresaka amin' ny tena na marika enti-miantso [1.1]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra atoka

Fivaditsoratra akatokato

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/11