Teny iditra |
atosika
(tosika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Aronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka nahandroaka azy: Natosiny aho ka lava ¶ Roahina tsy ho anisany intsony: Natosiky ny fianakaviana izy ¶ Atolotra ny fitsarana: Tsy maintsy atosiky ny fokonolona ny mpangalatra [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be pushed [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | qu'on pousse [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
atosika
atosiko
atosikao
atosiny
atositsika
atosikay
atosikareo
atosik'
atosi-
| |
natosika
natosiko
natosikao
natosiny
natositsika
natosikay
natosikareo
natosik'
natosi-
| |
hatosika
hatosiko
hatosikao
hatosiny
hatositsika
hatosikay
hatosikareo
hatosik'
hatosi-
| |
atoseho | |
|
Teny nalaina |
|