Teny iditra atraka (traka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Arenina hiatrana tsara: Atrakao ny loha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to be lifted up, to be set up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay qu'on relève, qu'on redresse; qu'on soulève, qu'on érige [1.8]
Haiendriteny 
atraka
atrako
atrakao
atrany
atratsika
atrakay
atrakareo
atrak'
atra-
natraka
natrako
natrakao
natrany
natratsika
natrakay
natrakareo
natrak'
natra-
hatraka
hatrako
hatrakao
hatrany
hatratsika
hatrakay
hatrakareo
hatrak'
hatra-
atrakao

Teny iditra atraka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] faly [1.78]
Mpitovy hevitra atrakatraka

Fivaditsoratra karata, akatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20