Teny iditra | atsimo andrefana (atsimo, andrefana) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | sisiny iadian' ny lafiny atsimo sy ny lafiny andrefana [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Toerana | |
Ohatra | Tanàna malaza tany Asia Minora, tao akaikin' ny vodivona atsimoandrefana indrindra, iza. [Randzavola: Baiboly, takila 569] | |
Teny iditra | Atsimo Andrefana | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Fanazavàna teny malagasy | faritra anatin' ny faritanin' i Toliara [3.1] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny faritra roa ambin' ny roapolo | |
Sary |
| |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |