Teny iditra atsinanana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the east; atinanana is used in provinces.
  [Hallanger 1973] the east
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 66, Hallanger 1974] est
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
atsinanana
atsinanany
atsinanan'
atsinanan-
atsinanam-
Tsipelina hafa 
Teny mifanohi-kevitra 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  avaratra ~ atsimo ~ andrefana
Ohatra 
1 [Andraina: Mitaraina, takila 196] Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra
2 [Rajaonarivelo: Bina, takila 115] Maloka ny avaratra atsinanana.
Teny nalaina 

Teny iditra Atsinanana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/10