Teny iditra atsy
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza toerana akaikikaiky somary an-tsisintsisiny na tondroin-tanana izay tsy hita fa takona: Nisy feo nivoaka avy atsy anaty lobolobo atsy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay là, à une certaine distance [Abinal 1888 takila 66]
Fanazavàna teny anglisy here (not in sight) [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay ici, là (pas visible) [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
atsy
tatsy
Mpanahaka  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ atsikitra ~ any ~ aroa ~ arỳ
  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ etsikitra ~ eny ~ eroa ~ erỳ

Nohavaozina tamin' ny 2021/03/04