Teny iditra atỳ
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] here, not in sight
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] ici, pas visible
Mpanahaka  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Teny iditra aty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] the insides of anything; a room
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila B)] [Tankarana] intérieur
  [Abinal 1888] intérieur, ce qui est au dedans
  [Hallanger 1974] l'intérieur, le dedans
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
aty
atiko
atinao
atiny
atintsika
atinay
atinareo
atin'
atin-
atim-
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra aty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] the liver
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila B)] [Tankarana] foie; poumon
  [Abinal 1888] foie
  [Hallanger 1974] le foie
Voambolana 
Haiendriteny 
aty
atiko
atinao
atiny
atintsika
atinay
atinareo
atin'
atin-
atim-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  atin-kena
Teny nalaina 

Teny iditra aty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Merina] La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir ci-dessus atin-kazo.
Voambolana 

Teny iditra aty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31